Entry Ambohibeloma (vohitra, velona)
Part of speech   name (toponym) [list]
Vocabulary  
Toponymy   vohitra, velona
Illustrations  

Entry Ambohibeloma (vohitra, velona)
Part of speech   name (toponym) [list]
Malagasy definition   [tanàna] any amin' ny faritr' Imamo, 20 km avaratr' Arivonimamo, miorina an-tampon-tendrombohitra anfrefan' ny renirano Ombifotsy. Misy ala madinika toy ny eny Ambohimanga ny tehezany atsinanana sy atsimo, ary alan' amontana ny eo an-tompony. Avy atsimo ihany no tena lalana miditra ao an-tanàna ... [Ravelojaona: Firaketana]
Vocabulary  
Toponymy   vohitra, velona
Illustrations  

Entry Ambohibeloma (vohitra, velona)
Part of speech   name (toponym) [list]
Malagasy definition   Ambohibeloma avaratra: vohitra ao ambany avaratra andrefan' ny havoana Ambohitsitakatra, ankevitry ny 80-90 km avy ao Antananarivo, atsimo somary andrefana kelin' Anjozorobe ... [Ravelojaona: Firaketana]
Vocabulary  
Toponymy   vohitra, velona
Illustrations  

Updated on 2017/09/08