Entry ambàka
Part of speech   noun
Malagasy definition   ( ambakavaka no fampiasa kokoa): Fiambatrambarana na fiakanakanana rehefa miteny ka tsy mahatohy izay lazaina raha tsy miatoato kely hatrany. [Rajemisa 1985]
French translation   balbutiement, embarras [Abinal 1888]
Derivations  
Synonyms   ambakavaka
Quotes  

Entry ambaka
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fomban-tolona omby atao toy izao: ny tan [...] [Tsimihety] [full text in Rajemisa 1985]

Entry ambaka
Part of speech   adjective
English translation   excelled, exceeded, beaten: tsy mety raha ambaka noho ny biby isika amy ny fitiavana zanaka (it is not right that we should be excelled by animals in the love of offspring) [Richardson 1885]
   inferior to [Hallanger 1973]
French translation   inférieur, surpassé: Ambàka noho ny zandrinao va hianao? (Es-tu supérieur à to cadet?) ~ Tsy ambàka noho ny zokinao hianao (Tu n'es pas inférieur à ton ainé) [Abinal 1888]
   inférieur [Hallanger 1974]
Compound words, titles, names  

Entry ambàka
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fifetsena, lainga hamitahana ny tsy maha [...] [full text in Rajemisa 1985]
English translation   root not used. See fitaka [Richardson 1885]
French translation   tromperie, tricherie, fraude [Abinal 1888]
Derivations  

Entry ambaka
Part of speech   adjective
English translation   of the same volume or bulk [Provincial] [Richardson 1885]
French translation   comme. [Tankarana] [David 1952 (takila A)]

Entry ambaka
Part of speech   adjective
Malagasy definition   tsy mahay, bado [Betsileo] [Rakotosaona 1972]

Updated on 2017/03/10