| Entry | 1 ambakaina |
| Root | 2 amb |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Fitahina amin' ny varotra, na eo amin' ny lanjany, na eo amin' ny fatrany, sns: Nambakain' ny mpivarotra ianao, anaka, raha io no henana dimampolo.
5 Fitahina noho ny fahatsorana be loatra na ny tsy fahalalana. [1.1] |
| Explanations in English |
6 to be deceived, to be defrauded, to be deluded, to be cheated..
[1.2] 7 to be cheated, to be deluded. [1.7] |
| Explanations in French |
8 qu'on trompe, qu'on dupe.
[1.8] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 13 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 14 ambakaina, 15 iambakana |
| Updated on 2025/11/02 |
|