| Entry | 1 ambakavaka |
| Root | 2 ambaka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fiambatrambarana na fiakanakanana rehefa miteny ka tsy mahatohy izay lazaina raha tsy miatoato kely hatrany. [1.1] |
| Derivatives |
|
| Synonyms | 6 ambaka |
| Updated on 2025/09/19 |
|