| Entry | 1 aoriana |
| Part of speech | 2 adverb [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza toerana mifanohitra amin' ny aloha, izany hoe manarakaraka ny toerana hafa iray teo aloha: Ny zomà dia aorian' ny (na aorianan' ny) alakamisy
4 Enti-milaza fotoana mifanohitra amin' ny aloha, izany hoe manarakaraka ny fotoana hafa iray teo aloha: Mipetraha ianao avy eto aoriana ~ Jereo ao aoriananao fa misy alika kely manaraka anao 5 Ny teny hoe "aoriana" ialohan' ny mariky ny lasa "t" ka ampiasaina hilazana fotoana: Tonga taorian' ny zandriny izy 6 (Marihina fa samy hafa amin' ny "tao aoriana" io, izay misy ny teny "aoriana" ihany fa ialohan' ny "tao" milaza toerana, ka ampiasaina kosa hilazana toerana: Nipetraka tao aorian' i dada aho) [1.1#100] |
| Explanations in English |
7 back, behind, backward, passed. This word admits the suffix pronouns and tenses.
[1.2] 8 after, afterwards [1.7] |
| Explanations in French |
9 après, derrière
[1.3#58, 1.8] 10 en retard: Tonga aoriana hianao (Vous arrivez en retard) [1.3#58] |
| Examples |
11 Avy eo aoriana izy (Il vient là derrière)
[1.3#58]
12 Tonga taoriako izy (Il est arrivé après moi) [1.3#58] 13 ary ny nilaza taloha, teraka taoriana. [2.48] 14 Tonga tokoa i Tondra taoriana kelin' ny misasakalina. [2.472] |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Antonyms | 24 aloha |
| All compound words | 25 5 combinations of this word |
| Anagrams | 26 anoaria, aoriana |
| Updated on 2025/11/09 |
|