|
|
|
|

Entry1 alohaloha
Root  2aloha
Part of speech  3 adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4rehefa afaka kelikely, vetivety foana. Afaka kilometatra na metatra vitsivitsy. [Betsimisaraka] [1.78]
Explanations in French  5un peu en avant, à petite distance. [1.3]
Examples  6 Tary alohaloha, taitra izy fa nandre fofon-tsigara mahazatra azy, nefa tsy mahare feon' olona. [2.472#]

Anagrams  7 ahalohalo, 8 alohaloha

Updated on 2025/09/12