Entry | 1 miakanga |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 akanga |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mianatra ho fetsifetsy, manao teti-dratsy |
Explanations in English |
5 [1.2] to go about like the guinea-fowl [Provincial]
|
Explanations in French |
6 [1.3#13] Imiter les pintades, aller d'un côté et de l’autre en bavardant, riant, se vantant ; vivre aux dépens des autres en les payant de belles paroles |
Examples |
7 [1.406#] Koa ny tsy voan' izany ro asa, fa raha azon' izany dia mipetipety miakanga : asaly, ka tsy hita izay atiny sy vohony, » hoy Rasoabemanana.
|
Morphology |
|
Anagrams | 11 mangaika, 12 mangiaka, 13 miakanga |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |