Entry ainga
Part of speech noun
Malagasy definition Fibatana, fialana. [Rajemisa 1985]
English definition (root not much used) [Richardson 1885]
French definition action de soulever, de lever, d'aller charcher [Abinal 1888]
Derivations 

Entry ainga
Part of speech noun
Malagasy definition Tombon' isa omena mialoha, izany hoe ambony ampanga ankoatra ny loka [Rajemisa 1985]
Examples 
1Homeko ainga impito mandingana ise, fa andeha isika hifaninana hazakazaka [Rajemisa 1985]
2Hahavita asa soa tena ilaina ny Tetezamita raha manome ainga vao, na manavao mihitsy ny fifanakalozan-kevitra sosialy. [SeFaFi ]
Derivations 
Synonyms inga

Entry ainga
Part of speech noun
Malagasy definition hevitra mitombina iaingana [SLP: Voambolana]
French definition principe [SLP: Voambolana, Rajaonarimanana 1995]
Vocabulary 
Morphology 
ainga
aingako
ainganao
aingany
aingantsika
ainganay
ainganareo
aingan'
aingan-
aingam-
Synonyms tsangan-kevitra
Compound words, titles, names 

Entry ainga
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Bezanozano] mandeha
¶ ainga haka rano: mantsaka
¶ andao aingatsika: andeha isika [Rakotosaona 1972]
Synonyms handeha

2017/04/02