| Entry | 1 fiainga |
| Root | 2 ainga |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina miainga, izany hoe misondrotra na miarina
5 Fomban' ny zavatra miainga, misondrotra: Ny fiaingan' ny fiaramanidina [1.1] |
| Explanations in French |
6 La manière de se lever
[1.3#11] |
| Examples |
7 Antoandro fiainga ihany izy ireo.
[2.470#]
|
| Anagrams | 8 fiainga, 9 figaina |
| Updated on 2025/09/12 |
|