| Entry (1/2) | 1 inga |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Tombony ambony ihany: Nahazo ingan' andro efatra taminay ianareo tamin' ny fe-potoana fialan-tsasatra farany tao
[1.1] |
| Explanations in English |
4 an extra number, overplus. A word used in games:
5 Ananako inga iray (I have one more than you, I am one more than you) [1.2] |
| Vocabulary | 6 Game |
| Synonyms | 7 ainga |
| Entry (2/2) | 8 inga |
| Part of speech | 9 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
10 Tsy ingako (Tsy avelako)
[Bara]
[1.78] |
| Synonyms | 11 ainga |
| Anagrams | 12 angy, 13 gina, 14 inga |
| Updated on 2025/11/17 |
|