Entry | 1 fanaingana |
Root | 2 ainga |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fibatana ho ambonimbony kokoa: Tsy vitako ny fanaingana io vata io Fitaomana, fanentanana: Nikoizana ny fanaingan-dRakoto ny mpitokona hiasa [1.1] |
Explanations in French |
5 L’action de soulever, de lever, d’aller chercher [1.3#11] |
Examples |
6 Manongana fitombenana izay ampiarahina amin' ny fanaingana zipo indraindray.
[1.519#]
7 ao ny fandaminan-javatra, ao ny fanaingana olona, ao ny fampianarana, ao ny fanehoan-kevitra fotsiny. [2.298#] |
Anagrams | 8 fanaingana, 9 fanangiana, 10 fangainana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |