|
|
|
|

Entry 1  aho
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  3 (Maley ako; Maleyo-polyneziana au): izaho. Amin'ny Merina, dia iray ihany ny IZAHO sy ny AHO, saringy ny fitoerany eo amin'ny fandehan'ny teny, na ny fehezanteny: ny izaho enti-manomboka, ary ny aho vodi-lalana: "izaho (no) handeha", "handeha aho". Ny ankamaroan'ny Tanindrana dia manao aho, manala ny z, izay tsy hita koa amin'ny mpisolo anarana sy ny teny maro hafa: ahay na iahay (izahay); ie na ii (izy); aia (aiza), Ianahary (Zanahary). -- Ny tany aloha nampiasa ny matoanteny miaho na miahoaho: mizahozaho -- mitompo teny fantatra, miditra manao azy ho zavatra. -- Ahoina, ahoizina, ahoy, ahoizo: mpiaho, mpiahoaho, ets. [1.10]
4 mpisolo anarana misolo olona, enti-milaza ny olona miteny ka atao teny lazaina, mitovy amin'ny izaho ihany, saingy ny izaho manomboka hehezanteny ary ny aho mamarana:
5 Handeha rahampitso vao maraina aho.
6 Izaho handeha rahampitso vao maraina [1.1]
Explanations in English  7 I, myself. This word is chiefly used after the predicate, and izaho is used before. [Malay ako, Polynesian au] [1.2]
8 I [1.7]
Explanations in French  9 je, moi. Il se met toujours après le verbe. [1.3]
10 je, moi (se place généralement à la fin de la phrase). [1.5]
11 je [1.8]
12 [Tanala] je, moi. [cf. aussi iaho, izaho]. [1.6]
Derivatives 
Passive verbs :
Nouns :
Analogs  16  ahy, 17  ko
Combinations  18  10 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word aho
Tables and plates  19  All the pronouns

Anagrams  aho, 20 hao, 21 hoa

Updated on 2026/02/28