| Entry (1/2) | 1 ahoaho |
| Root | 2 aho |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 fahadonendrina, haketrenana, hateren-tsaina, tsy mahita afa-tsy ny an-tena. --
5 Mandray ny tovona mi: miahoaho, ahoahoina, iahoahoana; 6 mpiahoaho, fiahoaho, fiahoahoana. -- 7 Mitatra ny hevitry ny teny, ka ny hoe miahoaho dia ilazana koa ny 8 vory betsaka, miretsidretsika, mamoaka feo tokana toa manoa hoe: "aho, aho". -- 9 Miahoaho ny vavam-bahoaka ny amin-dRa... -- miresaka azy avokoa ny olona. [1.10] |
| Explanations in English |
10 stupidity, dullness of apprehension.
[1.2] |
| Derivatives |
|
| Entry (2/2) | 16 ahoaho |
| Part of speech | 17 noun |
| Explanations in Malagasy |
18 kiakiaka
[Taisaka]
[1.78] |
| Derivatives |
|
| Anagrams | ahoaho, 20 hoahoa |
| Updated on 2025/11/17 |
|