Entry ahanahana (ahana)
Part of speech   noun
Malagasy definition   hambahamba, fihazohazoana, havarianana, fisalasalana, firaikiraokena, tsy fahitana izay tokony hinoana na atao [Ravelojaona: Firaketana]
   Fijanonana, fiatoana [Rajemisa 1985]
English translation   doubt, hesitation, indecision, frequent pauses. See afitra, ahona, sahana, sakana, sampona, janona, tsahatra, tsangana [Richardson 1885]
French translation   arrêts fréquents, pauses fréquentes, hésitations [Abinal 1888]
Vocabulary  
Derivations  
Morphology  
ahanahana
ahanahako
ahanahanao
ahanahany
ahanahantsika
ahanahanay
ahanahanareo
ahanahan'
ahanahan-
ahanaham-
ahanaha-
Synonyms   ahana

Updated on 2015/11/01