|
|
|
|

Entry1  menatra
Root  2  henatra
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Mahatsiaro tena ho afa-baraka fa nahavita asa na nampiseho toetra tsy mendrika: Menatry ny lainga nataony izy
Matahotahotra miseho eo imason' olona: Menatra aho mamakivaky ireo olona ampolony maro tsy manan-kojerena afa-tsy izaho [1.1]
Explanations in English  5  shamed; bashful [1.2, 1.7]
6  disgraced, sulky [1.2]
Explanations in French  7  avoir honte, être timide [1.3, 1.8]
8  être confus, rougir, être honteux, avoir à rougir [1.3]
9  [meñatra] être timide, avoir honte [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Examples  10  fa hianao mila tsy mahazo no menatra olona [2.131]
11  Razaimalala kosa toa menatra, ka tsy nahateny intsony [2.324]
12  nahatsiaro menatra izany izahay [2.472]
13  menatra anao aho (j’ai honte de me présenter devant vous; j’ai honte de vous) [1.3]
14  tsy mahalala menatra izy (il ne sait pas avoir honte, il est sans pudeur) [1.3]
15  aleo maty toy izay menatra (plutôt mourir que d’avoir à rougir) [1.3]
Morphology 
16  Present :
17  Past :
18  Future :
19  Imperative :
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Names :
All compound words 
Analogs  31  kaonitra, saikatra, misafosirana, somaingisain gy, sakodiavatra, saro-kenatra, mihasihasy
Proverbs  32  Proverbs containing the word menatra

Anagrams  33 manetrà, manetra, 34 menatra

Updated on 2025/09/20