|
|
|
|

Entry1  lalamby
Elementary words  2 lalana, 3 vy
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Lalana nasiana bara vy lava mitovy elanelana hatrany ikorisan' ny kodiaran' ny masinina, izay atao indrindra koa hoe fiara na kalesin-dalamby; hazo efajoro na vy no rairaindrihana ipetrahan' ireo bara vy. [1.1]
Explanations in English  [lalam-by] 6 a word used for a railway; lit. an iron road. [1.2]
7 a railroad. [1.7]
Explanations in French  8 chemin de fer. [1.8]
9 chemin de fer, voie ferrée, rail. [1.13]
Examples  10  Fantatrao ve ny halavan' ireo lalamby ireo? [2.113]
11  Misy lalamby mandalo any anaty tany, nefa mazava toy ny antoandrobe. [2.332]
12  Nanohy ny dianay nanaraka ny lalamby indray izahay, vonona handripaka ny mponin' ny ala araka. [2.5#]
Vocabulary  13  Transportation
Analogs  14  fce, 15  mla, 16  ta, 17  tce
Illustrations 

Updated on 2025/11/02