Entry ta
Part of speech   particule [list]
Malagasy definition   Fanafohezana ny "Tia", izay apetraka eo alohan' ny matoanteny milaza fanirianahanao ilay asa lazain' ny matoanteny, ka ny ta no ampiasaina raha manomboka amin' ny Ha ny milaza ny ho avin' ilay matoanteny ary ny Te raha manomboka amin' ny Hi na Ho: Ta hatory, Te hisotro, Te hody [Rajemisa 1985]
English translation   a contraction of the verb Tia, which is joined to verbs in the future tenses : ta-hanào: to want to do [Richardson 1885]
   prefix, a contraction of tia, to love; used before other verbs, as : ta-hanào: to want to do something [Hallanger 1973]
French translation   préfixe, abréviation de tia, aimer; se met devant le futur des verbes; ex.: ta-hanao: vouloir ou aimer faire; [Hallanger 1974]
Analogy   te- ~ ti-

Entry ta
Part of speech   noun
Malagasy definition   tanalahy [Tanosy] [Rakotosaona 1972]
English translation   a provincial word for a chameleon. See Tana [Richardson 1885]
Vocabulary  

Entry ta
Part of speech   noun
Malagasy definition   Ny feo heno avy amin' ny fidonan' ny fively na ny zavatra roa mifampipoka, na teny enti-milaza ny fipiakan' ny hazo tapaka ka mamoaka feo mirefotra eo am-pianjerana
¶ Fanahafana feon-javatra toy ny an' ny tantanana mipaika amin' ny hazo, basy mitefoka, sns [Rajemisa 1985]
English translation   the sound of the beating of a hammer or the explosion of a rifle. [Richardson 1885]
Vocabulary  

Entry ta
Part of speech   noun
Malagasy definition   fitazonana [Antesaka] [Rakotosaona 1972]

Entry ta
Part of speech   noun
English translation   a lamp. [Swa. taa.] [Provincial] [Richardson 1885]

Entry ta~
Part of speech   prefix [Words with ta~]
Malagasy definition   Tovona mahaforona teny vaovao rehefa atambatra amin' ny fototeny voalohany na faharoa sasany, ka manamafy ny hevitr' ilay teny voalohany, na manome endrika toa benahaona azy: Boretaka manjary taboretaka, bonaka tonga tabonaka [Rajemisa 1985]
English translation   a prefix joined to many roots making nouns indicating those things having essentially the property of the root, as: tafotsiny [Richardson 1885]

Entry ta
Part of speech   adjective
French translation   an' ialahy, an' ise [Rakotonaivo 1993]

Entry TA
Part of speech   noun (acronym) [list]
French definition   Tananarive Antsirabe [3.1]
Tables and plates   acronyms
kmFijanonana
0,0Antananarivo Soarano
2,5Anosibe
4,5Soanierana
9,3Imerimanjaka
12,3Ambohijanaka
16,2Anjomakely
20,8Ambatofotsy
24,8Ambalavao
30,2Tsinjony
40,2Behenjy
kmFijanonana
53,2Andriambilany
66,6Ambatolampy
82,9Ambohimandroso
93,3Ampitatafika
102,3Ilempona
114,7Andavabato
124,9Sambaina
142,6Andranomanelatra
157,7Antsirabe

Entry Ta
Part of speech   noun (symbol)
Malagasy translation   Singa mivaingana, faha-73 amin'ny firaketan'i Mendeleiev. [3.1]
English translation   Tantalum. [3.1]
French translation   Tantale. [3.1]
Vocabulary  

Updated on 2017/06/30