| Entry | 1
FCE
![]() |
| Part of speech | 2 noun (acronym) [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 Anaran' ny lalamby hatramy Fianarantsoa ka hatramy Manakara. FCE dia ny fanafohezan-tenin' ny hoe "Fianarantsoa Côte Est". Ireto ny fijanonany:
4 0,0 km: Fianarantsoa 5 1,7 km: Besorohitra 6 5,0 km: Cité CFM 7 7,2 km: Sandrinalina 8 8,6 km: Antarosana 9 9,5 km: Vohimasina [Forgeot] 10 14,6 km: Mahatsinjony 11 21,4 km: Sahambavy 12 28,6 km: Ampitambe 13 38,5 km: Ranomena 14 45,3 km: Andrambovato 15 54,2 km: Madiorano 16 61,9 km: Tolongoina 17 71,7 km: Amboanjobe 18 78,8 km: Manampatrana [Thomas] 19 87,7 km: Ionilahy 20 99,9 km: Mahabaka 21 106,7 km: Fenomby 22 118,3 km: Sahasinaka 23 136,9 km: Mizilo [Dugommier] 24 146,3 km: Ambila [Fichter] 25 148,9 km: Marofarihy 26 152,9 km: Anosiala 27 163,3 km: Manakara [3.1] |
| Updated on 2026/04/19 |
|