| Entry (1/2) | 1 kianja |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 tokotany malalaka [Tanala]
[1.78] 4 Toerana malalaka, mazàna eo afovoan-tanàna, atao fivoriana, fikabariana ary fanaovana lanonana. [1.1] 5 toerana malalaka ivoriana na ilalaovana [1.13] |
| Explanations in English |
6 a public square [1.7] |
| Explanations in French |
7 place publique [1.8] 8 lieu de rencontre [1.13] |
| Examples |
9 Any ivelan' ny kianja iriariavan' ny atao hoe "olombelona" izy fa tsy ao anatiny!
[2.471]
10 Nisy moraingy tamin' izay ka nivory teo an-kianja ny olona. [2.472] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 12 6 combinations of this word |
| Analogs | 13 banja, sehatra |
| Proverbs | 14 Proverbs containing that word |
| Illustrations |
|
| Entry (2/2) | 15 Kianja |
| Elementary words | 16 kianja |
| Part of speech | 17 name (toponym) [Full list] |
| Vocabulary | 18 Geography: towns |
| Anagrams | 19 anjaky, 20 anjika, 21 Ikanja, 22 Jakina, 23 kajina, 24 kianja, Kianja, 25 kijana |
| Updated on 2025/10/18 |
|