|
|
|
|

Entry (1/3)1  hala-
Part of speech  2  morphological form of halatra

Entry (2/3)3  hala
Part of speech  4  adjective
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  17  10 words containing hala
Explanations in Malagasy  18  [1.78] [Betsimisaraka] tsy tiana
19  [1.1] Tsy fitiavana: Tsy tokony hasiana tombo sy hala ny ray aman-dreny
Tsy tiana, tsy tiana mainty, tsy tian-kojerena: Halako ny olona ratsy fanahy
Tiana be loatra: Halam-baratra ny hazo avo
Explanations in English  20  [1.2] hated, detested, abhorred.
Explanations in French  21  [1.82] [Taisaka] haï, détesté
Proverbs  22  Proverbs containing the word hala

Entry (3/3)23  hala
Part of speech  24  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  32  [1.78] [Tambahoaka, Tanala, Tanosy] maingoka: Mihira fonofonoka tsy mahay ody hala
33  [1.78] [Taifasy, Taisaka] maingoka
34  [1.78] [Betsimisaraka] bibikely manaikitra
35  [1.1] Karazam-bibikely izay valo ny tongony, efatra andaniny avy, ary ny vatany mizara roa: ny tratrany izay miraikitra amin' ny lohany, ary ny kibony boribory lehibebe; mamoaka tsiranorano io kibony io, izay tonga kofehy manify rehefa tratran' ny rivotra, atao hoe landinkala
Explanations in English  36  [1.2] a scorpion. [Mal. kala; Port Moresby makela.]
37  [1.2, 1.7] a spider
Explanations in French  38  [1.82] [Taisaka] scorpion
39  [1.8] araignée
Vocabulary  40  Zoology: invertebrates
Proverbs  41  Proverbs containing the word hala
Article  42  Randzavola: hala ao amin' ny Baiboly

Anagrams  43  hala, laha

Updated on 2025/08/21