|
|
|
|

Entry1  fankahala
Root  2 hala
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Ny olona na ny zavatra ankahalaina: Ny ratsy no fankahala, fa tsy ny tsara
5 Fomba tsy itiavana: Mandositrany ratsy no fankahala azy tsara indrindra [1.1]
Examples  6  ireto hianareo mianakavy, hoy Rabery, milafika mitsabo izay tokony ho fahavalo sy fankahala indrindra eto ambonin' ny tany! [2.499#]

Updated on 2025/09/12