| Entry (1/2) | 1 mifankahala |
| Root | 2 hala |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Samy tsy tia ny ankilany avy [1.1] |
| Explanations in English |
5 to hate one another [1.2] |
| Explanations in French |
6 se haïr mutuellement [1.3#442] 7 se détester réciproquement [1.107] |
| Examples |
8 Samy vinitra izy roa, mifankahala mafy sahady.
[1.437#]
9 Efitra faharoa kosa, dia ilay iarahany amin' ny olombelona tahaka azy: dia izy mifanerasera sy mifampikasoka, ka mifankatia na mifankahala, mifamalifaly na mifanorisory. [2.296#] |
| Morphology |
|
| Vocabulary | 14 Emotions |
| Entry (2/2) | 15 mifankahalà |
| Root | 16 hala |
| Part of speech | 17 imperative of active verb mifankahala [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
18 [1.1] |
| Explanations in French |
19 [1.3] |
| Anagrams | 20 mifankahala, mifankahalà |
| Updated on 2025/10/18 |
|