| Entry | 1 maingoka |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Bibikely misy tanabeny roa mangeja eo anoloana, ary ny kibony miafara amin' ny rambo mifaingoka izay manindrona misy poizina.
[1.1] |
| Explanations in English |
4 a scorpion.
[1.7] |
| Explanations in French |
5 scorpion.
[1.3, 1.8] |
| Examples |
6 Any am-piandrasana omby any izy dia ataony mijaly sy mitondra faisana ery ny omby izay andrasany, mpampitondraka ny volim-bahoaka, mpilalao bibilava sy maingoka ary biby madinika.
[2.588#]
|
| Vocabulary | 7 Zoology: invertebrates |
| Analogs | 8 hefy, 9 mambambohitra |
| Article | 10 Randzavola: maingoka ao amin' ny Baiboly |
| Anagrams | 11 maingoka, 12 miongaka |
| Updated on 2025/09/12 |
|