| Entry (1/3) | 1 hala- |
| Part of speech | 2 morphological form of halatra |
| Entry (2/3) | 3 hala |
| Part of speech | 4 adjective |
| Explanations in Malagasy |
5 [Betsimisaraka] tsy tiana
[1.78] 6 Tsy fitiavana: Tsy tokony hasiana tombo sy hala ny ray aman-dreny 7 Tsy tiana, tsy tiana mainty, tsy tian-kojerena: Halako ny olona ratsy fanahy 8 Tiana be loatra: Halam-baratra ny hazo avo [1.1] |
| Explanations in English |
9 hated, detested, abhorred.
[1.2] |
| Explanations in French |
10 [Antesaka] haï, détesté
[1.82] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 23 15 combinations of that word |
| Proverbs | 24 Proverbs containing that word |
| Entry (3/3) | 25 hala |
| Part of speech | 26 noun |
| Explanations in Malagasy |
27 [Antambahoaka+Tanala+Tanosy] maingoka: Mihira fonofonoka tsy mahay ody hala
[1.78] 28 [Antefasy+Antesaka] maingoka [1.78] 29 [Betsimisaraka] bibikely manaikitra [1.78] 30 Karazam-bibikely izay valo ny tongony, efatra andaniny avy, ary ny vatany mizara roa: ny tratrany izay miraikitra amin' ny lohany, ary ny kibony boribory lehibebe; mamoaka tsiranorano io kibony io, izay tonga kofehy manify rehefa tratran' ny rivotra, atao hoe landinkala [1.1] |
| Explanations in English |
31 a scorpion. [Mal. kala; Port Moresby makela.]
[1.2] 32 a spider [1.2, 1.7] |
| Explanations in French |
33 [Antesaka] scorpion
[1.82] 34 araignée [1.8] |
| Vocabulary | 35 Zoology: invertebrates |
| All compound words | 36 7 combinations of that word |
| Proverbs | 37 Proverbs containing that word |
| Article | 38 Randzavola: hala ao amin' ny Baiboly |
| Anagrams | hala, 39 laha |
| Updated on 2026/02/05 |
|