|
|
|
|

Entry1 fotsimbary
Elementary words  2fotsy, 3vary
Part of speech  4 noun
Explanations in Malagasy  5 akotry voatoto efa nialan' ny fonony mafy: Omeo fotsimbary afahana an' ireo akoho ireo [1.62]
Explanations in English  6 [fotsim-bary] peeled rice, rice cleared from the husk as distinguished from akotry. [1.2]
7 [fotsim-bary] white rice cleaned and ready for cooking [1.7]
Explanations in French  8 [fotsim-bary] riz blanc prêt à la cuisson [1.8]
9 (dans toute l'île) (de fotsy une variété à cuticule rouge qui se voit encore très bien après le pilonnage; riz décortiqué (même quand son périsperme est rouge). Le riz pilonné à cuticule blanche se distingue sous le nom de vary fotsy. [1.196]
Examples  10 Koa dia nasainy nanao sakafo haingana dia haingana Ilaimanga, ary Rasolo kosa nasainy nividy fotsimbary. [2.324]
11 Be antitra sy olo-mahia mangozohozo daholo no tsy maintsy miara-milahatra aminy mba hahazoany fotsimbary kely folo kilao sy hena manta vitsivitsy isan-kerinandro; [2.470]
Vocabulary  12 Economy: agriculture
Proverbs  13 Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02