| Entry (1/11) | 1 asa |
| Part of speech | 2 adverb [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 tsy fantatro, tsy mahalala aho
[Tanala]
[1.78] 4 Entina mamaly, ka milaza tsy fahafantarana na tsy fisafidianana: Rahoviana ianareo no handeha? -- Asa tsy fantatro fa manavy ny zanakay. / Handeha ianao sa hijanona? -- Asa, izay tianao no hataoko. [1.1] |
| Explanations in English |
5 don't know
[1.2] 6 I don't know [1.7] |
| Explanations in French |
7 je n'en sais rien
[1.8] |
| Examples |
8 "asa," hoy Ikotofetsy, "tsy fantatro izay mahatonga izany."
[2.293]
9 asa na maty izy izay na mbola velona soa aman-tsara ihany. [2.470] |
| Synonyms | 10 asane, asany |
| All compound words | 11 4 combinations of that word |
| Entry (2/11) | 12 asa |
| Part of speech | 13 noun |
| Explanations in Malagasy |
14 Teny ilazana izay atao: Asa mafy ny mitaona vato
15 Raharaha: Inona no asan' ny rainao, ry zaza ? 16 Fihadiana tany amin' ny angady mba hovolena: Tsy mbola vita asa itỳ tany itỳ ka karakarao 17 Fampiasana: Asa saina [1.1] |
| Explanations in English |
18 tillage, labour, work
[1.2] 19 working the soil; work in general [1.7] |
| Explanations in French |
20 travail
[1.8, 1.13] 21 culture du sol [1.8] 22 emploi, fonction, opération, ouvrage [1.13] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 36 99 combinations of that word |
| Article | 37 Randzavola: asa ao amin' ny Baiboly |
| Entry (3/11) | 38 asa |
| Part of speech | 39 noun |
| Explanations in Malagasy |
40 Enti-milaza fiantsoana na fiangaviana olona hanatrika lanonana na hisakafo, fandidiana olona hanao zavatra.
[1.1] |
| Explanations in English |
[1.2] |
| Derivatives |
|
| Entry (4/11) | 44 asa |
| Part of speech | 45 noun |
| Explanations in Malagasy |
46 Enti-milaza fandranitana zava-maranitra.
[1.1] |
| Explanations in English |
47 sharpening
[1.7] |
| Explanations in French |
48 affûtage
[1.8] |
| Derivatives |
|
| Entry (5/11) | 51 asa |
| Part of speech | 52 noun |
| Explanations in Malagasy |
53 lalàna
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Entry (6/11) | 54 asa |
| Part of speech | 55 adjective |
| Explanations in Malagasy |
56 folo
[Taimoro]
[1.78] |
| Vocabulary | 57 Mathematics: arithmetic |
| Entry (7/11) | 58 Asa |
| Part of speech | 59 name (biblical book) |
| Explanations in English |
60 Acts: one of the books of the Bible
[3.1] |
| Explanations in French |
61 Actes: un des livres de la Bible
[3.1] |
| Vocabulary | 62 Holy Scriptures |
| Entry (8/11) | 63 ASA |
| Part of speech | 64 noun (acronym) [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
65 jereo Ankohonana - Sahirana - Arenina
[3.1] |
| Explanations in French |
66 voyez Accueil des Sans-Abri
[3.1] |
| Vocabulary | 67 Organizations |
| Entry (9/11) | 68 ASA
![]() |
| Part of speech | 69 noun (acronym) [Full list] |
| Explanations in English |
70 see American School of Antananarivo
[3.1] |
| Vocabulary | 71 Organizations |
| Entry (10/11) | 72 ASA
![]() |
| Part of speech | 73 noun (acronym) [Full list] |
| Explanations in French |
74 voir Accueil des Sans-Abri
[3.1] |
| Vocabulary | 75 Organizations |
| Entry (11/11) | 76 ASA
![]() |
| Part of speech | 77 noun (acronym) [Full list] |
| Explanations in French |
78 voir Agro-Sylviculture autour d' Antananarivo
[3.1] |
| Vocabulary | 79 Organizations |
| Anagrams | Asa, asa, ASA, 80 saa |
| Updated on 2025/12/13 |
|