| Entry | 1 fampiasa |
| Root | 2 asa |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in French |
4 [Vezo] Fabrication, manière de faire travailler, mode d'emploi, utilisation
[1.68] |
| Examples |
5 Toy izao no fampiasa azy.
[2.117#106]
6 Fantatrareo va ny fampiasa ny tehina? [2.270#29] 7 Ny anaran-javatra tsy fantatro intsony ary ny fampiasa azy hadinoko koa. [2.285#233] |
| Combinations | 8 2 expressions, toponymes, etc... with that word |
| Updated on 2026/02/26 |
|