| Index | 
 | ||||||||||||||||||||
| Proverbs : vazo | |||||||||||||||||||||
| Proverb 1 | Izaho tsy manam-bazo afa-tsy Rainisambaina. [2.415 #3403, 2.558 #1470, 2.653 #1169, 2.165] | ||||||||||||||||||||
| French translation | Je n' ai pas d' autre amant que Rainisambaina.  [2.165] Je n' ai pas d' autre sujet de chanson que Rainisambaina. [2.415] | ||||||||||||||||||||
| French interpretation | Je traite mes affaires moi-même et sans intermédiaire.    [2.415] Paroles d' une femme qui, peut-être, se défend ainsi d'être ce pour quoi on la prend. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Proverb 2 | Misotro rano an-tanam-bazo : tsy hetaheta fa angolangola.  [2.415 #1417, 2.558 #2420] Sotro-rano an-tanam-bady: tsy hetaheta fa angolangola. [2.653 #2945] Sotro rano an-tanam-bazo tsy hetaheta fa angolangola. [2.558, 1.1] | ||||||||||||||||||||
| Malagasy interpretation | Enti-milaza haitraitra kely mba hamalifaliana ny hafa fotsiny fa tsy zavatra tsy maintsy ilainy akory. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| French translation | Boire de l' eau dans la main d' une amante, ce n' est pas la soif qui vous pousse, mais la passion. [2.415 #1417] | ||||||||||||||||||||
| Index | 
 | ||||||||||||||||||||
|   |