Entry misotro (sotro)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mitondra rano ao am-bava na mitroka amin' ny vava, dia mitelina: Misotro rano amin' ny zinga
¶ Misotro toaka: Mampalahelo fa nanjary nisotro Rakoto tato anatin' ny herintaona.
Mitovy hevitra: manala hetaheta ~ manao gagaka ~ manao gok' omby ~ manao gorodana ~ manao kararana ~ miala hetaheta ~ miboboka ~ migoka ~ minona ~ mitohoka [Rajemisa 1985]
English definition to drink [Hallanger 1973]
French definition boire [Hallanger 1974]
Morphology 
misotro
nisotro
hisotro
misotroa
Compound words, titles, names 
Quotes 

2014/11/01