Entry | 1 andrasana |
Root | 2 andry |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Tsy ilaozana: Andraso eto aho ambara-piveriko na amin' ny firy na amin' ny firy Antenaina: Ianao no nandrasanay fa tsy Rangahy io Ambenana: Aza matahotra fa efa andrasan' ny polisy ny venta lalana rehetra mety ho nitsoahan' ilay olondratsy Tandremana tsy handositra na hanimba zavatr' olona: Omby iray monja no andrasan' Ibalita ka tsy hainy sakanana tsy hanimba volin' olona [1.1] |
Explanations in English |
5 to be watched, to be waited for [1.2, 1.7] 6 to be tended; to be expected. [1.2] |
Explanations in French |
7 qu'on attend, qu'on garde, qu'on surveille [1.8] |
Examples |
8 andrasana kely hahazo aina dia averina indray.
[2.472#]
9 andrasana handefa tsiry kosa ny fakany vao azo afindra. [2.117#] |
Morphology |
|
Other spellings | 14 andrazana |
Proverbs | 15 Proverbs containing the word andrasana |
Anagrams | 16 andranasa, 17 andrasana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |