| Index | 
 | ||||||||||||||||||||
| Proverbs : sahazany | |||||||||||||||||||||
| Proverb 1 | Kapiteny rainazy : mitoto vary ho any ny sahazany.  [2.653 #1233] Kapiteny rainazy: mitoto vary ho an' ny sahazany. [2.558 #1598, 1.1] | ||||||||||||||||||||
| Malagasy interpretation | Ny olona mpiasabe no matetika malemy loatra ka izy indray no manao ny anjara asan' ny olona eo ambany fifehezany. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Index | 
 | ||||||||||||||||||||
|   |