Index |
| |||||||||||||||||||||
Proverbs : olitra | ||||||||||||||||||||||
Proverb | Aza manao kitoza Aza manao kitoza | |||||||||||||||||||||
Proverb | Hanin' ny olitra. [Veyrières 1913 #2802]
Kekerin' ny olitra. [Veyrières 1913 #2802] | |||||||||||||||||||||
French translation | Mal de dents : c' est un ver qui les ronge. [Veyrières 1913 #2802] | |||||||||||||||||||||
French interpretation | Les Malgaches expliquaient ainsi le mal de dents. [Veyrières 1913 #2802] | |||||||||||||||||||||
Proverb | Nify hanin' ny olitra ka ny alana ihany no mahatsara azy. [Rinara 1974]
Nify hanin' ny olitra : ny afaka ihany no mahasoa azy. [Veyrières 1913 #2817] Nify hanin' ny olitra : ny afaka ihany no mahasoa odiny. [Veyrières 1913 #2817] Nify hanin' ny olitra: ny afaka ihany no odiny. [Rajemisa 1985] Nify lanin' ny olitra ka alana no mahatsara azy. [Rajemisa 1985] Nify lanin’ ny olitra : ny afaka ihany no maha-soa azy. [Cousins 1871] Nify lanin’ ny olitra : ny afaka ihany no odiny. [Cousins 1871] | |||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Enti-milaza fa raha misy zava-manahirana na manorisory, dia ny fakany no tokony hofongorina, fa tsy ho sitrantsitrana amin' ny fanasiam-panafody tsikelikely miverimberina fotsiny. [Rajemisa 1985]
Enti-milaza zava-manahirana izay aleo alana haingana na indray mandeha na taikelikely satria tsy maintsy hoesorina ihany ary mampijaly tsy ankijanona. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
French translation | Dents cariées, mangées par les vers, elles ne sont bonnes qu' à être arrachées, c' est le seul remède. [Veyrières 1913 #2817] | |||||||||||||||||||||
French interpretation | Les Malgaches attribuaient la carie des dents à un ver rongeur ; l' expression se disait de ce qui n'était bon qu' à être enlevé. [Veyrières 1913 #2817] | |||||||||||||||||||||
Proverb | Ny lainga toy ny nify lanin' ny olitra, ka ny esorina no mahasoa ny tena. [Veyrières 1913 #4944]
Ny lainga toy ny nify lanin' ny olitra, ka ny | |||||||||||||||||||||
French translation | Le mensonge est comme une dent malade, ce qu' il y a de mieux à faire, c' est de l' arracher. [Houlder 1895]
Le mensonge est comme une dent qui fait mal, le mieux c' est de l' arracher. [Veyrières 1913 #4944] | |||||||||||||||||||||
Proverb | Raha tsy ny olitra tsy maharesy tohika anao. [Rinara 1974 #3675]
Raha tsy ny olitra tsy misy maharesy tohika anao. [Houlder 1895 #417, Veyrières 1913 #6382] | |||||||||||||||||||||
French translation | Il n' y a que le mal de dents qui vous fasse céder une fois que vous vous êtes entêté. [Houlder 1895]
Seul le mal de dents peut vaincre votre entêtement. [Veyrières 1913 #6382] | |||||||||||||||||||||
Index |
| |||||||||||||||||||||
![]() |