Entry mahasoa (soa)
Part of speech active verb or adjective
Malagasy definition Raina, misy ilana azy: Fanaka mahasoa ny farafara
¶ Ahazoana vokatra, tombony: Mahasoa ny vakiteny
¶ Mahatsara tarehy: Mahasoa ny fonenana ny voninkazo ka mambole betsaka [Rajemisa 1985]
English definition useful, beneficial
¶ to do good [Hallanger 1973]
French definition utile
¶ faire du bien [Hallanger 1974]
Morphology 
mahasoa
nahasoa
hahasoa
mahasoava
Examples Saingy na dia mahasoa amin' ny fanaovan-taozavatra aza ny afo, dia mety mandoro sy mampidi-doza koa. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 46]
Quotes 

Entry Mahasoa (maha-, soa)
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Toponymy maha, soa

2013/03/30