Index

Proverbs : misonenika

Proverb 1Raha hitsangana tsy mahay, tsy mahaleo ny misonanika am-pitoerana ; ary raha hiteny tsy hinoan' ny olona, ny misarom-bava tsaratsara kokoa. [2.415]
Raha hitsangan-tsy mahay, tsy mahaleo ny misonenika am-pitoerana; ary raha hiteny tsy hinoan’ ny olona, ny misarom-bava tsaratsara kokoa. [2.653 #2656, 2.974]
French translationS’il faut se lever pour ne rien dire, mieux vaut demeurer béatement assis ; et s’il faut parler pour ne pas être écouté, mieux vaut rester la bouche couverte du lamba. [2.974 #208]
Un ignorant dans l' art de la danse, qui se lève pour danser ne vaut pas celui qui glisse doucement tout en restant sur place ; celui qui ne doit pas faire écouter son discours, ferait mieux de se couvrir la bouche. [2.415 #3607]

Proverb 2Raha hitsangan-tsy mahay, aleo misonenika an-toerana. [2.558 #3575]

Index