Index

Proverbs : miholy

Proverb Sakaiza tiana namadi-belirano ; vady reny anaka niholy ho an’ olona ; reniomby nompiana nandaka; nampaka-drano tsy nahatafakatra; nahandro vary namolavola sosoa : koa izany no kanto maizina indrindra. [Cousins 1871]
Sakaiza tiana namadi-belirano, vady reny anaka niholy ho an' olona, reniomby nompiana nandaka, nampaka-drano tsy nahatafakatra, nahandro vary namolavola sosoa : koa izany no maizina indrindra. [Rinara 1974]

Index