Proverbs : mankaiza

Proverb396 Anarin-tsy zaka, ka voa vao manao hoe: Nankaiza ny tanteliko teto ? [Nicol 1935 #213, Cousins 1871]
French translation S’entêter malgré les remontrances et se plaindre ensuite : Où donc a disparu le miel que j’avais ici ? [Nicol 1935 #213]

Proverb5481 Ny roatra no miohatra ny vilany fa ny vary akory tsy mankaiza . [Rinara 1974]

Index