Index

Proverbs : manam-be

Proverb Nahoana no dia ny manam-be ihany no mahihitra? [Houlder 1895 #623, Cousins 1871]
Nahoana no dia ny manam-be indray no mahihitra ? [Rinara 1974]
Nahoana no dia ny manam-be no mahihitra ? [Veyrières 1913 #2314]
French translation Comment se fait-il que les riches seuls soient avares? [Houlder 1895 #623]
Pourquoi les riches sont-ils avares ? [Veyrières 1913 #2314]

Proverb Ny mahavatra ihany no manam-be. [Nicol 1935 #398, Cousins 1871]
French translation Seul le travail persévérant procure la richesse. [Nicol 1935 #398]

Proverb Raha ditra no atao dia izaho manam-be noho hianao. [Rinara 1974 #3558]
Raha ditra no atao, izaho manam-be noho hianao. [Houlder 1895 #411, Veyrières 1913 #6380, Cousins 1871 #2643]
French translation S' il le faut, je serai encore plus entêté que vous. [Houlder 1895]
Si vous voulez faire de l' entêtement, j' en ai plus que vous. [Veyrières 1913 #6380]

Proverb Toy ny rano ny harena, ka tsy izay mahery mantsaka no manam-be, fa izay tsara sinibe. [Rinara 1974 #4318]

Index