Entry ditra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Kiry tafahoatra hanao araka ny hevitry ny tena na dia fantatra fa tsy marina sy tsy tsara aza: Be di-doha koa izany raha olona. Tsy nahaleo ditra azy aho ka naleoko nihataka
¶ Finiavana hanao ny tsy mety na dia tenenina lava izao aza: Ditran' ankizy re izany! Tsy avala hifoka sigara izy ka mbola mifoka foana ihany. [Rajemisa 1985]
Explanations in English obstinacy, contumacy, stubbornness; hardness, as or wood, string, etc. see kiry, hihitra [Richardson 1885]
 stubbornness, obstinacy; [Hallanger 1973]
Explanations in French entêtement; obstination dans le mal [Hallanger 1974]
 bêtise [SLP 1986]
Derivations 
Morphology 
ditra
ditrako
ditranao
ditrany
ditrantsika
ditranay
ditranareo
ditr'
di-
ditry
Synonyms hery loha ~ kiry
Compound words, titles, names 
Quotes 

Entry ditra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy tanimanga [SLP 1986]
Explanations in French argile [SLP 1986]
Vocabulary 
Morphology 
ditra
ditrako
ditranao
ditrany
ditrantsika
ditranay
ditranareo
ditr'
di-
ditry
Synonyms tanimanga
Analogues  tany ditra

Updated on 2020/07/31