| Index |
|
|
| |
Proverbs : langato
|
|
|
| Proverb 1 | Kabaron' a langato : vato ambony, vato ambany. [1.147 #K5]
|
|
|
| Proverb 2 | Langato a Manandra : izy tsy pehina. [1.147 #L23]
|
|
|
| Proverb 3 | Langato anivo-riana : tsy iniany fidonan' ny mafy. [1.147 #L25]
|
|
|
| Proverb 4 | Langato nandro, dronga nisetra : ny lailay afaka fa ny taketra tavela. [1.147 #L27]
|
|
|
| Proverb 5 | Langato nifoaka : zara tsy hanontona. [1.147 #L22]
|
|
|
| Proverb 6 | Langato nihinana ovotra : ny mainty hanin' ny fotsy. [1.147 #L24]
|
|
|
| Proverb 7 | Langato ny olombelona: izay manana ivorovoroana. [1.147 #L26]
|
|
|
| Index |
|
|