|
|
|
|

Entry1  riana
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  7  28 words containing riana
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Rano mianjera avy amin' ny toerana ambony, izay matetika avy amin' ny fahatapahan' ny lalan' ny renirano, ka tsy misononoka intsony fa midina tampoka manaraka laha-bato mikitoantoana; noho ny rano mianjera mafy, dia misy roatrany be ary mitalakotrokotroka ny riana sasany.
Explanations in English  9  [1.7] rapids, a waterfall
Explanations in French  10  [1.8] rapide, cascade
Examples  11  [2.245] Ndeha hitsinjo riana eo izy.
12  [2.69] Mandre reoreo lava, toy ny saobakaka ambody riana.
13  [2.529] Tiany ny fofon-tendrombohitra voatantavan' ny fangarangaran' ny riana.
Vocabulary  14  Geography: (in general)
Proverbs  15  Proverbs containing the word riana
Illustrations 

Anagrams  16  anari, añary, anira, arain, arani, arany, arian, arina, irana, iràna, narai, naray, naria, niara, raina, ranay, riana

Updated on 2025/08/22