Entry kabaro
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Bara] karazan-tsaramaso [Rakotosaona 1972]
   Karazan-tsaramaso lehibebe ary fisapisaka, tsara tsiro, saingy toa mora mahavoky (Phaseolus lunatus L) [Rajemisa 1985]
French definition   [Tankarana] pois du Cap. [David 1952 (takila K)]
Vocabulary  
Scientific name   Phaseolus lunatus
Quotes  

Entry kabaro
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka, Tambahoaka] ady [Rakotosaona 1972]

Entry kabaro
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka] kabary [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] resaka, kabary [Rakotosaona 1972]
Quotes  

Updated on 2017/03/10