| Index | 
 | 
  | 
|   | 
Proverbs quoting the word : lalovana
 | 
 | 
  | 
| Proverb 1 | Lalovan-konenana toa tany.  [2.558 #1693]
 | 
 | 
  | 
| Proverb 2 | Toram-poana, tahaka an-drangahy Andriandambo, nolalovan'  ny basin-dRabevitsika.  [2.558 #270]
 Toram-poana tahaka an-drangahy Andriandambo nolalovan' ny vava basin-dRabevitsika.  [2.415 #5734, 2.653 #3146]
 | 
| French translation | Défaillir pour un rien, comme monsieur Andriandambo près duquel a passé la gueule du fusil de Rabevitsika.  [2.415]
 | 
 | 
  | 
| Proverb 3 | Tsy mba ny tenda holalovana fa ny kibo hitoerana.  [2.415 #5315, 2.558 #4561, 2.653 #3397]
 | 
| French translation | Ce n' est pas le gosier où l' on ne fait que passer, mais le ventre où l' on demeure.  [2.415 #5315]
 | 
| French interpretation | Se disait de l' endroit où l'on fera une demeure fixe.  [2.415 #5315]
 | 
 | 
  | 
| Index | 
 | 
  |