Index

Proverbs : lalàna

Proverb Andrianjafy nanao ny lalàna no nihinana ny fotsimbary aloha. [Houlder 1895, Veyrières 1913]
Andrianjafy nanao ny lalàna no nihinana ny fotsimbary nialoha. [Cousins 1871]
Andrianjafy nanao ny lalàna no nihinana ny fotsimbary voalohany. [Rinara 1974 #232]
French translation C' est Andrianjafy, le législateur, qui a mangé du riz blanc le premier. [Veyrières 1913 #277]
C' est Andrianjafy, le législateur qui a mangé le riz blanc le premier. [Houlder 1895]
French interpretation Hommage rendu au législateur. [Veyrières 1913 #277]

Proverb Ny lalàna tsy itiavan-kavana ary ny didy tsy ananan-tiana. [Rinara 1974 #3067]

Index