Entry Andrianjafy
Part of speech   name (anthroponym) [list]
Vocabulary  
Compound words, titles, names  

Entry Andrianjafy
Part of speech   name (anthroponym) [list]
French translation   Andrianjafy (de son nom complet Andrianjafinandriamanitra) l'aîné des quatre fils d' Andriambelomasina et oncle maternel du grand roi Andrianampoinimerina. De son vivant, Andriambelomasina avait nommé Andrianjafy seigneur d' Ilafy, et, avant de mourir, en 1770, le désigna pour lui succéder sur le trône d' Ambohimanga, tout en recommandant qu' Imboasalama (le futur Andrianampoinimerina) règnerait après lui... [Rajemisa 1966]
Examples   Ary hoy ny mpanandro fony Andrianjafy vao teraka [Callet: Tantara, page 421]
Koa raha nahafoy an'Andrianjafy izahay, aiza no mba hitokisanao anay? [Rahajarizafy: Kabary, page 25]
Nony resy Andrianjafy dia nandositra izy ka tonga tany Ambodinangavo. [Randriamamonjy: Tantara, page 439]
Vocabulary  
Synonyms   Andrianjafinandriamanitra
Quotes  

Updated on 2017/03/09