Proverbs : anti-dahy

Proverb581 Antibavy kendan-drano : lany raha niangonana . [Samson 1965 #A81]
Antidahy kendan-drano : lany raha niangoana . [Houlder 1895]
Malagasy interpretation Anti-dahy kendan-drano, lany rehaka. + Ny rano no sisa zavatra ireharehan-drangahy, fa hany sisa laniny, fa ny zavatra rehetra efa tsy omby ny tendany avokoa; nefa io indray aza nahakenda azy. [Houlder 1895]

Proverb1617 Be anjonanjona toa anti-dahy voan-kanina . [Veyrières 1913 #1837]
Mianjonanjona ohatra ny anti-dahy voan-kanina . [Rinara 1974]
Mianjonanjona toa anti-dahy voan-kanina . [Veyrières 1913 #1837]
Mianjonanjona , toy ny anti-dahy voan-kanina . [Cousins 1871 #1726]
French translation Fier mais embarrassé comme le vieillard qui est bien repu. [Veyrières 1913 #1837]

Proverb3543 Manao anti-dahy be : tahina , tomany . [Veyrières 1913 #1831]
French translation Faire comme les vieillards : on les soigne et ils pleurent. [Veyrières 1913 #1831]
French interpretation Se disait des gens qui ne sont jamais contents. [Veyrières 1913 #1831]

Index