Proverbs : andranoka

Proverb3161 Lelo nasondrotra : tsy very fa nody an-dranony . [Samson 1965 #L44]

Proverb3163 Lena an-dranony karaha lela. [Samson 1965 #L37]

Proverb3297 Mahery an-dranony karaha tain’ akoho . [Samson 1965 #M8]

Proverb6455 Sakondry ny olona : samy mavomavo an-dranony . [Samson 1965 #S28]

Index