Proverbs : andrahoina

Proverb4736 Nahoana no hena tsara no handrahoina ka kitay fakoina no zahana ? [Rinara 1974]
Nahoana no hena tsara no hohandroina , ka dia kitay fakoina no tadiavina ? [Veyrières 1913 #4540, Cousins 1871 #2043]
French translation Pourquoi, lorsqu' on a une bonne viande à faire cuire, aller chercher des détritus ramassés partout, au lieu de paille à brûler ? [Veyrières 1913 #4540]
French interpretation Par paresse ou économie mal entendue, on risque d' avoir une viande mal cuite. [Veyrières 1913 #4540]

Proverb5478 Ny roatra fotsy ihany na mena aza ny vary nandrahoina . [Rinara 1974 #207]

Proverb5725 Ny volo : ahandroina , tsy masaka ; atono , levona . [Veyrières 1913 #4559]
Ny volo : ahandroina tsy masaka , atono mora foana . [Rinara 1974 #3369]
Ny volo : andrahoina , tsy masaka ; atono , levona . [Cousins 1871 #2492]
French translation Cheveux et plumes : si on les fait cuire, ça ne cuit pas ; si on les fait griller, cela se consume. [Veyrières 1913 #4559]
French interpretation Bon à rien. [Veyrières 1913 #4559]

Proverb5932 Patsa no andrahoina , ka kitay aiditr' olon-droa no tadiavina . [Rinara 1974 #224]

Index