| Explanations in Malagasy |
4 Masahina amin' ny afo, na tenehina izany na ampangotrahina: Efa nohandroinao ve ny vary?.
5 (Manana endrika roa hafa izay samy fampiasa tsara io teny io:.
6 1) ahandroina, izay nalaina avy amin' ny fifanahafan' endrika amin' ny matoanteny mpamari-toe-javatra ahandroana: Efa nahandroinao ve ny vary?.
7 2) andrahoina, izay teny mifamadi-baninteny amin' ny ahandroina ihany (jer. Ahazoana sy azahoana): Efa nandrahoinao ve ny vary?.
8 Marihina fa amin' izy telo ireo, dia ity farany no be mpampiasa indrindra).
[1.1]
|