Proverbs : andoavana

Proverb2787 Kabaro tsy hefaina tsy andoavana andevo antitra . [Samson 1965 #K4]
Kabaro tsy hifaina , tsy andoavana andevo antitra . [Houlder 1895]
Malagasy interpretation Kabary tsy efa tsy andoavana andevo antitra. [Houlder 1895]

Proverb6766 Taizan' amboabe , ka ny tsy vokin' ny nono andoavana . [Rinara 1974 #4000]
Taizan' amboabe : ny tsy voky ny nono andoavana . [Cousins 1871 #2978]

Index