Index

Proverbs : ampongabe

Proverb Ampongabe sy langoraony : tsy mitovy feo fa mifanaraka. [Rinara 1974 #192]

Proverb Aza manao tahaka ny vorontsiloza: miebanebana tsy ankizivavy, dia izy ihany; manakora tsy adin’ ombilahy, dia izy ihany; miambozom-boahangy tsy renin-jaza, dia izy ihany; maneno tsy ampongabe, dia izy ihany. [Cousins 1871]
Aza manao tahaka ny vorontsiloza : mikorefarefa tsy ankizivavy, dia izy ihany, manakora tsy adin' ombalahy, dia izy ihany, miambozom-boahangy tsy renin-jaza, dia izy ihany, midoboka tsy ampongabe, dia mbola izy ihany koa. [Rinara 1974]
Aza manao tahaka ny vorontsiloza: mikorefarefa tsy ankizivavy, dia izy ihany; manakora tsy adin’ ombilahy, dia izy ihany; miambozom-boahangy tsy renin-jaza, dia izy ihany; midoboka tsy ampongabe, dia izy ihany. [Cousins 1871]

Index